|
|
|
|

Entrée1  manao fe manao
Mots élémentaires  2 manao, 3 fe
Partie du discours  4  verbe actif
Explications en malgache  5 zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa). [1.1]
Explications en anglais  6 to just do something, to do something without care or zeal. [1.7]
Explications en français  7 Faire à peu près, par manière d’acquit. [1.3]
8 faire une chose comme-ci comme-çà. [1.8]
Antonymes  9 manao dia manao

Mis à jour le 2025/11/02